Angôla

Angôla
Flag of Angola.svg
(Antsipirihany)
Devise nationale : «Virtus Unita Fortior - Ny firaisana no hery»
Fiteny portogezy, bantu, koishan
Finoana katolika ; vitsy an'isa ny animista sy protestanta
Renivohitra Luanda
Praiminisitra Bornito de Sousa
Filoham-pirenena João Lourenço
Velarantany 1.246.700 km²
Mponina
 - Manontolo (2014)
 - Hakitroka
Liste des pays par population
25.789.024 mponina
21 mpo/km²
Anarana
Fahaleovantena 11 Novambra 1975
Hiram-pirenena Angola Avante
Sandam-bola kwanza
Faritra ora UTC +1
Faritra Internet .ao
Antso an-tariby 244


Firenena ao atsimo-andrefan'i Afrika i Angôla. Ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô (na Kôngô-Kinsasha) ao avaratra, ny Repoblikan'i Kôngô (na Kôngô Brazzaville) sy Zambia any atsinanana ary Namibia any atsimo no firenena mifandray sisin-tany aminy. Any andrefana kosa ny ranomasimbe Atlantika. Luanda no renivohiny. Zana-tany pôrtogey i Angôla hatramin'ny 1975 nahazoany ny fahaleovan-tenany.

Other Languages

Copyright